Pinkie Pounie

Pinkie Pounie

Share

Be Pink. Be Irresistible 🔥🌸

Photos from Pinkie Pounie's post 06/09/2026

PROMOTION 10 000ar indray ireto
0387257445 ☎️
Erinandro vaovao 💗 Promotion be foana moa izany 😊❤️ 10 000ar

Ivato📍
0387257445 ☎️

Photos from Pinkie Pounie's post 05/09/2026

Isaorana bedebe ianareo tonga tamin'ity semaine ity fa tena nafinaritra 🥰
Fa alefaso amiko sary Hoho anareo tsy azoko sary ireny 🥺🤧❤️ bisous

Photos from Pinkie Pounie's post 31/08/2026

Promotion 10 000ar daoly indray ary e 🥰
10 000ar izay modèle tianareo ao ❤️ de tongava am izay manao hoho manjamanja

038725745 ☎️

Photos from Pinkie Pounie's post 29/08/2026

Afaka atao tena fohy koa anie hoa e 🥰 mamikely foana ❤️

Photos from Pinkie Pounie's post 27/08/2026

Pose américaine indray aloha fa elaela izany 😊❤️
Tsara kely kosa ty modèle ity anh 😘

26/08/2026

Ao aloha mba ampio zah hanao promotion ry reto ah 😅🥰
Inona no atao tsika promotion aloha fa tsy maita evitra sa asina jeux iany ve ? ☺️

25/08/2026

Tantaraiko zavatra nareo 😅 le avy nanala extension zany dia leo be de mba hoe hanao gainage 😊 de tena oe nazoto fa iandry 1 mois 😘
Inona ozy nareo fa 1 semaine zah de leo be 😭 tena tsy vitako le tsisy hoho zareo ah 😂😂😂

Photos from Pinkie Pounie's post 22/08/2026

💚 Cette vibe de vacances qu’on adore… 💅✨

Maintso kely any ampanaovana vacances any🌴🌊

📍Ivato
Pinkie Pounie 🌸

Photos from Pinkie Pounie's post 22/08/2026

Mbola vacances izao anh 🥰
Pose sur ongles naturels ity asehonay ity 🩵💙🤍 tsara e?

Photos from Pinkie Pounie's post 21/08/2026

Efa mandray ki zahay ah 🥰
Fa na izany voafetra ihany ny raisinay isanandro 😘

Tsy misy rendez vous fa izay tonga no raisinay 💖

Want your business to be the top-listed Nail Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Ivato Aéroport
Antananarivo
101