BUTTERFLY-Cara’h Beauty Cos

BUTTERFLY-Cara’h Beauty Cos

Share

La beauté,la mode..c'est chez nous�

26/08/2026

Zany Bogôsy kely tonga ato aminay 🥰😝
Bogôsy kely daholo kamboko nareo rehefa tonga manao coupe aty e 🌸

23/08/2026

Tena Bravo be rankizy a 🥰🥰👏
Gros succès

🥰❤️Eto ny tenako dia faly ary hisaorako ianareo Raiaman-dreny Ary ireo nanampy ireo ankizy fa nitondra nody isika fa tsy mpandray anjara fotsiny ❤️🥰
👑 Kanto Miss Madagascar 2027 👑
👑 Rogellah Top Model Little Miss Madagascar 2027 👑
👑Ariela 2em Dauphin Little Mister Madagascar 2027 👑

18/08/2026

⏱️ « On a combien de temps ? »
— Pas beaucoup 😭😂
Course à la montre pour cette pose et la photo 💅🏽🌸
Fa rehefa passion no manao azy, na ny temps aza tsy mahataitra 😌✨

Sur rendez-vous

17/08/2026

POV: Rehefa ozy Patro hoe mila malafo amin’izay ny karama miakatra dia zao ny ataonay 😜

14/08/2026

Jerenareo anie ity Transformation ity e 😍😍
Tena hoe BG be ianareo mivoaka ato !!
🪄Prenez toujours rendez-vous les Gars

13/08/2026
Photos from BUTTERFLY-Cara’h Beauty Cos's post 11/08/2026

Ça mérite un popcorn 🍿,du Jus , croquettes de poulet 🐔, Pizzas 🍕...izany rehetra izany
Iza no efa nahita ?

Photos from BUTTERFLY-Cara’h Beauty Cos's post 10/08/2026

🦋Quand tu te sens belle, ça se voit dans ton sourire. 👑✨

💌Prenez rendez-vous

07/08/2026

🌸🦋Tsy ny makiazy no manova olona... fa mampiseho ny hatsarany fotsiny💋

06/08/2026

Alaivo foana ny rendez-vous aloha ho an'izay manomakomana ao e🥰😊
20/22 Août 2026 efa prise a...!

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ambositra?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Ambositra

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00