Gasti Beauty

Gasti Beauty

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gasti Beauty, Hair salon, Andravoahangy Ambany, Antananarivo.

Specialisé en Coiffure et Esthetique / Soins du visage 💆🏻💅🏻👄💇🏻‍♀️

École de Coiffure & Esthetique

➡️ Andravoahangy ambany

📞 0334226614 📞 0345819052

28/08/2026

Coucou ry Tiako ah ❤️ misy fidirana 2 ny Atelier Makeup 💄💋 rahampitso ah 👄 9h dia 13h30 dia aiza mahafaka a ndry ? 15.000Ar fotsiny ne oa 🥰

Photos from Gasti Beauty's post 27/08/2026

📢 ATELIER MAKEUP – ANTANANARIVO 📢
💄✨ Coucou mes Beautés ! ❤️😍

Andao hianatra manjamanja eee ! 🥰💄
Te hahay hanao make-up tsara sy matihanina ve ianao, na ho an’ny tenanao na ho an’ny client(e)s ? 😍

📅 SAMEDI 29 AOÛT 2026
🕘 Vague maraina : 09h00
🕜 Vague après-midi : 13h30

💄 ATELIER DE FORMATION MAKE-UP EN GROUPE 💄

Amin’ity atelier ity, indray mianatra dia hianaranao A à Z ny make-up sy ny tontolony ! 🥰❤️

✨ Inona avy no hianaranao ?
• Ireo fitaovana rehetra ilaina amin’ny make-up 💄
• Ny dingana rehetra arahina amin’ny fanaovana make-up
• Ny fomba fanaovana make-up ho an’ny tenanao sy ny client(e)s-nao
• Ireo karazana loko sy ny fomba fampifanarahana azy amin’ny hoditra 🎨
• Théorie + Pratique mihitsy, ka tsy théorie fotsiny ! 😍

🧴 Ahoana ny amin’ny fitaovana ?
👉 Izahay no miantoka ny fitaovana rehetra mandritra ny fampiofanana.
👉 Hahazo polycopie ihany koa ianao mba hanananao référence rehefa mody. 📚❤️

🎓 Ary mazava ho azy… misy ATTESTATION rehefa vita ny formation ! 🥰

💖 Ny tarigetranay dia efa fantatrareo :
« TSY MAINTSY MAHAY VAO MODY ! » ❤️

📍 TOERANA : Andravoahangy Ambany – Antananarivo
📞 033 42 266 14

💰 15.000 Ar MONJA ! 😍🔥

⚠️ VOAFETRA NY TOERANA, ka aza miandry ela !
📲 Soraty dien’izao ny anaranao mba hahazoanao toerana.

Ary tsy izay ihany… 😍
🔥 Ambiance beeee miaraka amin’i Gasti Beauty ! ❤️🥰
Torohevitra maro, partage d’expérience ary fotoana mahafinaritra mandritra ny fampianarana. 💄✨

👭 Iza ilay namanao antsoinao hiaraka aminao ? 😍

Aingana fa 15.000 Ar monja dia efa manomboka ny dianao amin’ny tontolon’ny MAKE-UP ! 💄❤️

24/08/2026

🚨🔥 TAMATAVE ÔÔÔ… MIJANÒNA KELY! 😍❤️
Iza aminareo no te hanao BYE-BYE amin’ireo olana manelingelina ny tarehy? 👀✨

😩 Misy tache, mony, mena-mena, marque, peau terne, “panda”, rides na imperfections hafa ve amin’ny tarehinao ? Lany vola tsy mahita vahaolana mihintsy ?

💖 Raha eny, dia izao no fotoana hanombohanao hikarakara sy hanome lanja ny hoditrao miaraka amin’ny Gasti Beauty ! 🥰✨

🌴🔥 OFFRE MANOKANA HO ANAREO ETO TAMATAVE! 🔥🌴

🎯 Raha mahatratra 20 personnes ny commande dia GRATUITE ny LIVRAISON ao Tamatave! 😍

💰 GAMME COMPLÈTE : 100.000 Ar IHANY
🚫 Tsy mandoa frais de colis
🚫 Tsy mandoa frais de livraison intsony ianao ❤️

✨ GASTI BEAUTY – GAMME COMPLÈTE VITA MALAGASY 🇲🇬

🧼 Savon
✨ Gommage
🧖‍♀️ Masque
☀️ Crème du jour
🌙 Crème de nuit

🎁 ARY MISY CADEAU HO ANAO :
❤️ Éponge spéciale visage ❤️

⏳ Vitsy ihany ny commande raisina : 20 hatramin’ny 30 personnes no zakantsika amin’ity livraison ity.

📌 FEPETRA HO AN’NY COMMANDE : PAIEMENT À L’AVANCE ❤️

Mba hahafahana mandamina tsara ny commande sy ny livraison, dia aloa mialoha ny vola vao voamarina ny commande. 🙏

❌ Izany dia natao indrindra hialana amin’ireo commande tsy matotra sy “JP werawera”, mba hahafahanay manomana tsara ny entana ho an’ireo tena vonona handray. 🥰

👉 Rehefa voaray ny paiement dia voamarina avy hatrany ny commande-nao. ✅

📅 LIVRAISON : ZOMA 28 AOGOSITRA 2026 🌴

📩 Ho anareo eto Tamatave, alefaso amin’ny MP rehefa vita ny paiement:
👉 Anarana
👉 Numéro téléphone
👉 Toerana hanaovana livraison
👉 Preuve de paiement

💳 PAIEMENT PAR MOBILE MONEY :
📱 034 63 419 47 — Gastinah Jessica
📱 033 42 266 14 — Gastinah Jessica

🌺 Kolikolio ny fahamanjana, maman ah! 🥰
✨ Tanora lalandava miaraka amin’ny GASTI BEAUTY! ✨

🔥 20–30 PERSONNES IHANY!
❤️ IZA NO HANDRAY NY GAMME COMPLÈTE?
📩 ALEFASO MP IZAO IHANY!

24/08/2026

Coucou daholo ❤️❤️ Asio présence Kely izay mpanaraka pejy Gasti Beauty rehetra ao Tamatave 🌴🩵🩷

21/08/2026

🌸 FAHAIZANA MANKASITRAKA NY FIAINANA 🌸

Ry vehivavy malala, aza variana mijery izay tsy anananao ka manadino ireo fitahiana efa eo am-pelatananao. ❤️

Mankasitraka ny aina, ny fahasalamana, ny vatanao, ny olona tia anao ary ireo dingana kely vitanao. 🙏🏽

Tsy voatery ho tonga lafatra ny fiainana vao afaka sambatra.
Mianara mankafy ny anananao androany, sady mbola miezaka hanatratra ny nofinofinao rahampitso. ✨

💗 Ny tena hatsarana dia ny fo mahay mankasitraka.

Gasti Beauty — hatsarana ivelany, fahatsarana anaty. 👑🌷

Mirary soa sy Fahombiazana ho anao 🩷 Vitanao io 🩵

(Sady mataotra no te aka sary 😂😂)

17/08/2026

✨🌸 Gasti Beauty — NY HODITRAO, NY HATSARANAO, NY FAHATOKISAN-TENANAO 🌸✨

😍 Manonofy hoditra madio, malefaka, mamirapiratra ary milamina ve ianao?
Te hanana peau douce, nette, uniforme et lumineuse ve ianao?

💖 Aza mitady lavitra intsony!
Ny GASTI BEAUTY dia mitondra ho anao ny GAMME COMPLÈTE DE SOINS VISAGE, natao hanampy anao hikarakara ny hoditrao isan’andro ary hanatsara ny endriny.

🌿 Satria miavaka ny hoditra tsirairay, dia mendrika soin manokana.
Ary ny fikarakarana tsara dia manomboka amin’ny routine adaptée sy régulière. ✨

━━━━━━━━━━━━━━━━━━

🩷 SAVON — NETTOYAGE

Manadio ny hoditra, manala ny loto ary manampy hitazona ny fahadiovan’ny tarehy, ka mamela azy ho frais, propre ary mahazo aina.

🤍 GOMMAGE — EXFOLIATION

Manampy manala ireo sela maty, manadio ny hoditra ary manampy azy ho malama, douce ary mamirapiratra kokoa.

💚 MASQUE — SOIN & ÉCLAT

Mikarakara sy mamelona ny hoditra, manampy azy hahazo éclat ary manome endrika frais sy reposé ny tarehy.

🧡 CRÈME DE JOUR — HYDRATATION

Manampy mitazona ny hamandoan’ny hoditra mandritra ny andro, mampalefaka azy ary manome base tsara alohan’ny maquillage.

❤️🌙 CRÈME DE NUIT — SOIN ANTI-IMPERFECTIONS

🌙 Ny alina no fotoana manokana ikarakarana lalina ny hoditrao.

Ny Crème de Nuit Gasti Beauty dia natao hanampy amin’ny fikarakarana sy fanatsarana tsikelikely ny endriky ny hoditra misy:

✨ Taches brunes
✨ Taches navelan’ny mony
✨ Mony & imperfections
✨ Panda / cernes pigmentés
✨ Menamena & teint irrégulier
✨ Mangana & marques
✨ Marques sy cicatrices superficielles navelan’ny mony
✨ Marques superficielles navelan’ny may
✨ Ary ireo taches sy marques hafa manelingelina ny endriky ny hoditra.

💎 Ny tanjona: hanampy anao hanana hoditra madio kokoa, malama kokoa, uniforme kokoa ary mamirapiratra kokoa, rehefa ampiasaina tsy tapaka.

━━━━━━━━━━━━━━━━━━

🌿✨ NAHOANA NO GASTI BEAUTY?

✅ Gamme complète ho an’ny routine visage
✅ Fikarakarana manomboka amin’ny nettoyage ka hatramin’ny soin
✅ Manampy amin’ny hydratation, éclat & imperfections
✅ Akora avy amin’ny zavamaniry sy akora voajanahary, araka ny formulation-n’ny vokatra
✅ Routine tsotra sy mora ampiharina
✅ Ho an’izay te hanome soin sy attention bebe kokoa ny hodiny

💖 Tsy mila miandry vao misy olana ny hoditrao vao mikarakara azy.

✨ NETTOYER. EXFOLIER. HYDRATER. NOURRIR. RÉVÉLER L’ÉCLAT. ✨

Avelao ho lasa routine beauté-nao ny Gasti Beauty. 🥰🌸

━━━━━━━━━━━━━━━━━━

📍 TOERANA

GASTI BEAUTY — Andravoahangy Ambany

🚚 Aiza na aiza misy anao, afaka manafatra ianao!
📦 Afaka mandefa ny commande-nao any amin’ny toerana misy anao izahay.

📞 033 42 266 14
📞 034 58 190 52

💌 Mandefasa Message Privé na antsoy izahay raha mila fanazavana na te hanao commande.

🌸✨ GASTI BEAUTY ✨🌸

Prenez soin de votre peau. Révélez votre beauté. 💖

🔥 Ny hoditrao mendrika ny fikarakarana tsara indrindra.

17/08/2026

✨💎 Gasti Beauty FORMATION 💎✨

FORMATION PROFESSIONNELLE COIFFURE & ESTHÉTIQUE — SUPER POLYVALENTE ❤️

🔥 TE HIANATRA METIER? TE HAHAY? TE HANOMBOKA ASA?
Aza avela hijanona ho talenta fotsiny ny fahaizanao.
Ovao ho métier, ho asa ary ho loharanom-bola ny talentanao. 💇🏽‍♀️💄

Tongava ao amin’ny GASTI BEAUTY FORMATION, Centre de Formation Professionnelle ho an’izay te hiroso amin’ny tontolon’ny Beauté, Coiffure & Esthétique.

🌟 NA DÉBUTANTE IANAO, NA EFA MANANA TRAIKEFA — MISOKATRA HO ANAO NY VARAVARANA!

Mandritra ny 2 mois, dia hahazo formation complète, pratique ary professionnelle, miaraka amin’ny encadrement personnalisé mba hahafahanao mahafehy tsara ireo techniques ilaina amin’ny asa.

💄💇🏽‍♀️ INONA AVY NO HIANARANAO?

✂️ Coiffure
🌿 Coiffure Africaine
👨🏽 Coupe Homme
✨ Lissage Brésilien
🎨 Coloration Tendance
💆🏽‍♀️ Massage & Esthétique
🪒 Épilation
💅🏽 Onglerie
💄 Maquillage
👁️ Extension de Cils
👰🏽 Pack Mariage
🧴 Produits Cosmétiques
🏪 Gestion de Salon

🎁🔥 BONUS SPÉCIAL POUR LES INSCRITS !

Misoratra anarana amin’ny Formation 2 Mois ianao dia mahazo KIT DE DÉMARRAGE MAIMAIM-POANA! 🎉

➡️ Tsy mijanona amin’ny théorie fotsiny ny formation.
➡️ Hanao pratique ianao.
➡️ Hahazo encadrement akaiky.
➡️ Ary homena fitaovana hanampy anao hanomboka hampihatra ny fahaizanao.

🎓 NY AZONAO REHEFA VITA NY FORMATION

✅ Formation complète & pratique
✅ Encadrement personnalisé
✅ Fitaovana ilaina amin’ny pratique
✅ Certificat agréé par l’État
✅ Fampiofanana amin’ny gestion de salon
✅ Fahaiza-manao azo ampiharina amin’ny asa
✅ Fanomanana anao hanomboka activité na hanokatra Salon de Beauté

🚨 SESSION AOÛT & DÉBUT SEPTEMBRE 🚨
🔥 TOERANA VITSIVITSY SISA NO MISY!

Raha efa ela ianao no naniry hianatra Coiffure & Esthétique, aza miandry fotoana “mety kokoa”.

Ny fotoana hanombohanao dia izao. ❤️‍🔥

📍 GASTI BEAUTY FORMATION
📌 Andravoahangy Ambany

📞 034 58 190 52
📞 033 42 266 14

💌 Liana ve ianao?
👉🏽 Antsoy avy hatrany izahay
👉🏽 Na mandefasa message privé hahazoana ny informations sy ny modalités d’inscription.

✨ GASTI BEAUTY FORMATION

APPRENDRE • MAÎTRISER • ENTREPRENDRE 💎

🔥 Ny fahaizanao anio no hanorina ny fahombiazanao rahampitso.

Photos from Gasti Beauty's post 17/08/2026

Lave tête Qualité Premium ✅ mipetraka fotsiny dia amidiko sady misy manao Jp tsy matotra akory tamininy.

Farakizay tsara be , porcelaine, cuir 😘

2 no disponible dia izay manao JP voalohany no mahazo azy 🥰

Au lieu de ❌ 2.000.000Ariary ❌ dia 1.000.000Ariary

✅ Mandefa any Amin’ny Faritra rehetra izahay 🫶🏻
TSY MAMALY MP FA MIANTSO AVY HATRANY ☺️

033 42 266 14

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Andravoahangy Ambany
Antananarivo