10H Mania

10H Mania

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from 10H Mania, Anosy Tsena Alakamisy 3ème étage Box 05, Antananarivo.

Chaque jour, un choix ,chaque défi, une victoire: Votre boutique en ligne pour tous les essentiels du quotidien 🥰
📍Anosy Tsena Alakamisy 3ème étage Box 05
📞 038 99 105 89: Najoro Christ
📞 037 90 451 58 : Najoro Christ
📞 033 54 135 37: Najoro Christ

27/08/2026

❌10 000Ar❌ Papier Thermique 80mm, lot de 3pièces 👍 Mivarotra mini imprimante tsotra ihany koa izahay + Papier Thermique iray 👍 ❌35 000Ar❌

27/08/2026

❌12 000Ar ❌ R**e à pied rechargeable ✅ (FANALANA TONGOTRA VAKIVAKY )✅ Vakiana tsara aloha ity kia Neny vao manao Jp 🙏🥰 2 tête de rechange + câble iray no miaraka aminy ✅

- Rehefa manatitra azy ny Livreur dia vérifiena tsara hoe mandeha tsara ve fa tsy mamerina entana izahay 🚫 Entana mandeha tsara daholo no miainga eny an-tsena 🥰

- Alohan'ny hampiasana azy dia chargena tsara , misy témoin rouge izy rehefa micharge , ary eo amin'ny andiny roa fara fahakeliny✅ (Boitier TSY FAST🚫🚫 no hichargena azy fa BOITIER TSOTRA ) ✅

- Rehefa mampiasa azy amin'izay ka hita fa manomboka malefaka (mihena ny heriny sy tanjany, na mafana be dia hatao maka aina elaela ) Raha tsy manaja an'izay dia izay no lasa mahatonga azy maimbo raikina ary mahafaty tampoka azy satria tsy nanaja ny fampiasana azy 🙏

- Tsy azo sasana , fa Ilay Vato no afaka sasana ✅

📍Anosy Tsena Alakamisy 3ème étage Box 05
Livraison disponible dans toute Madagascar ❗ ❗ ❗
📞038 99 105 89

27/08/2026

❌60 000Ar❌ au lieu de ❌ 80 000Ar ❌ Mini appareil photo instantané (rechargeable ) 👍 Tena mandeha fa tsy kilalao 😁 izany hoe maka sary dia mivoaka eo no eo Ilay sary 🥰 Afaka hakana vidéo ihany koa , afaka hanaovana jeux...

Photos from 10H Mania's post 27/08/2026

❌20 000Ar monja ❌ ILAY ACCESOIRES STANLEY no 20 000Ar 👍 Gourde 25 000Ar vidiana mitokana 🥰 Ao amin'ny Pejy Tout Glow 😍 no manao confirmation rehefa maka accessoires 👍

TSY MIVAROTRA ACCESSOIRES STANLEY 10HMANIA fa ao amin'ny Pejy Tout glow ✅

27/08/2026

❌35 000Ar❌ Mini appareil photo pour enfants (Rechargeable) 🥰 Tena izy fa tsy kilalao 😁 Afaka hakana sary, misy mode selfies 👍 Misy jeux ...Mila carte mémoire, afaka henoina hira , JP Bleu ou Rose 😍

Carton + Tadiny + Housse no miaraka aminy 👍 Tsy misy carte mémoire 🚫

27/08/2026

Tena hifonana be dia be kia Neny 🥰🙏 🙏 rahampitso isika manao Restock 🙏

27/08/2026

Avy eo ihany koa ny Publication Gourde vaovao 😍😋😋

27/08/2026

❌10 000Ar ❌ au lieu de ❌ 12 000Ar ❌ Eny kia Neny ho any androany 😍 90 Pions (Hazo) , Cartes 48 👍 Alefaso ary ny Jp fa mandalo ihany ity 🥰🥰
TSY MANANKERY ENY AN-TSENA 🚫

27/08/2026

❌12 000Ar ❌ au lieu de ❌ 15 000Ar ❌ Loto en plastique 👍 tohizantsika hatrany ny promotion 🙏 TSY MANANKERY ENY AN-TSENA 🚫

Mamaky tsara vao manao Jp kia Neny 🙏 fa lasa manome tsiny anay avy eo nefa ianareo tsy mamaky tsara akory 🥰 90pions (en plastique) , 48 cartes (Papier Matevina) tsara kokoa raha tonga dia fonosina amin'izay maharitra tsara 🙏

27/08/2026

❌JP crédit ❌ alohan'ny handefasana prix amin'izay ary kia Neny 🥰😘

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Anosy Tsena Alakamisy 3ème étage Box 05
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:30 - 15:30
Tuesday 09:30 - 15:30
Wednesday 09:30 - 15:30
Thursday 09:30 - 15:30
Friday 09:30 - 15:30
Saturday 09:30 - 15:30